Crêpes nappées au chocolat

Ito indray ary azo atao gouter na petit dejeuner rahampitso hampifaliana ny ankohonana: crêpes nappées au chocolat.

Isan’ny olona: 4

Fotoana ikarakarana azy : 10 mn + temps de pause: 1h.

Fotoana iketrehana azy : 10 mn

Akora ilaina

 

  • 2 oeufs,
  • 150 g de sucre,
  • 2 càs d’huile,
  • 100 g de beurre,
  • 70 cl de lait,
  • 250 g de faire,
  • 3 mini-choco,
  • 2 càs d’huile

 

Fikarakarana crêpes nappées au chocolat

Image de crêpes nappées au chocolat
Crêpes nappées au chocolat

Pour 15 crêpes de 20cm de diamètre:

  1. Kapohana ny 2 oeufs sy pincée de sel sy 150g sucre, atao levona tsara ny sucre.
  2. Arotsaka ny 2 càs d’huile na 50 g de beurre fondu sy 70 cl de lait masaka na manta mety foana. Azo soloina rano ny ronono raha toa ka beurre no ampiasaina.
    Arotsaka ny 250g de farine, afangaro tsara tsy hisy mitambaingana dia avela hisy repos 30 mn a 1h.
  3. Osorana huile ny lapoaly amin’ny voaloha ihany dia endasina ny crepes, ny ambiny endasina maina.
  4. Empoina anaty casserole kely sur feu doux na au bain marie ny 3 mini-choco sy 2càs d’huile na 50g de beurre fondu dia araraka ambony crepes.

 

Fanamarihana

 

Raha mahatsikaritra ianao fa miraikitra foana amin’ny lapoaly ilay crepe dia ireto ny vaha-olana: tsy azo atao latsaky ny 40mn ny temps de pause, atao maherihery ny afo ary indrindra ilay huile na beurre afangaro amin’ny pate.

Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa