Laoka échine de porc laqué aux échalotes (tsa-tsiou).
Isan’ny olona: 4
Fotoana hikarakarana azy: 15 mn
Fotoana hiketrehana azy: 1h
Akora ilaina
- Tantely
- Ail
- Sauce soja
- Sel, poivre
- Huile
- Marinade
- Rano 1 verre
- Échalotes
Fomba fikarakarana échine de porc laqué aux échalotes
- Lomana 2h amin’ny ail, gingembre, sauce soja, sel kely, poivre sy miel ary 5 épices ny échine.
- Atao anaty lapoaly efa misy huile kely ny hena sy ny marinade.
- Asiana rano 1 verre dia avela hitanika avy eo.
- Rehefa misasaka ny rano dia arotsaka ny échalotes (tongolo madinika tsy voatetika).
- Ary avela ho ritra sy caramélisé tsara ny hena.
Mazotoa homana!
©Rova Andriantsoa