Ity ary ny laoka anio: Saucisse sy Tsiasisa. Laoka tena malagasy azo ampiarahina amin’ny vary mena na vary fotsy.
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy: 15 mn
Fotoana iketrehana azy : 60 mn
Akora ilaina
- Tsiasisa,
- saucisse,
- eau, huile, sel,
- tomates, oignons
Fikarakarana Saucisse sy Tsiasisa
- Sasana madio ny tsiasisa dia lomana ny alina ammin izay mora malemy.
- Tenehina amin’ny rano ny tsiasisa .
- Andrahoina amin’ny rano kely ny saucisse ary avela hitera-menaka sy ho mendy dia atokana.
- Manao sauce tomate sy oignon amin’ny ilay menaka saucisse.
- Arotsaka anaty tsiasisa ny sauce sy saucisse sy sel, avela harihitra.
Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa