Gateau de maïs parfumé à l’orange et à la vanille de Madagascar.
Isan’ny olona: 10
Fotoana ikarakarana azy : 10mn
Fotoana iketrehana azy : 30mn
Akora ilaina
- 4 oeufs,
- 200g de sucre,
- orange,
- 50 cl ronono,
- 1 gousse de vanille,
- 200 g vovo katsaka,
- 1 sachet de levure chimique.
Fikarakarana Gateau de maïs parfumé à l’orange et à la vanille
- Miara-kapohana ny 4 oeufs sy 200g sucre mandra-paha fotsy azy.
- Arotsaka ny zeste rapé d’une orange.
- Avy eo dia arotsaka ny 50cl ronono nampangotrahana miaraka aminy 1 gousse de vanille. Zaraina 2 aminy alavany ny vanille.
- Afangaro ao ny 200g vovo-katsaka sy 1 sachet de levure chimique.
- Alahatra ao anaty vilany gasy maina tsara ny 10 feuilles de papier A4. Atao mahazo tsara ny sisiny.
- Arotsaka ny pâte.
- Atao eo ambony fatapera ny vilany ka atao malefaka ny afo ambany ary antonony ny afo ambony.Tsatohana matetika aminy antsy hitsapana ny fahamasahany. Cuisson 30mn eo ho eo.
Toy izao izy rehefa masaka. Andrasana matimaty vao démouler-na. Somary manaraka kely ny taratasy ny sisiny.

© Rova Andriantsoa