Salade variée malagasy, entrée tsotsotra malagasy.
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy: 5 mn
Fotoana iketrehana azy : 30 mn
Sommaire
Akora ilaina
- poireau,
- concombre,
- tomate,
- maïs doux,
- oignon, sel, sucre, vinaigre, huile
- feuilles de laitue,
- poivron,
- vinaigre,
- sardine,
- oeufs
Fikarakarana salade variée malagasy
Salade variée (variante 1):
- Andrahoina à la vapeur, tsy atao masaka be ny vodin’ny poireau. Rehefa masaka dia avela hangatsika.
- Tetehina lavalava ny concombre sy tomate.
- Omanina ny vinaigrette: afangaro ny sel sy sucre sy vinaigre sy huile.
- Afangaro ireo rehetra ireo, asiana mais doux sy oignon ary vinaigrette.

Salade variée (variante 2):
- Tetehina en chiffonade ny feuilles de laitue, lavalava kosa ny tomate sy concombre sy poivron.
- Asiana vinaigrette (huile sy vinaigre sy sucre ary sel) sy oignons sy sardine nopotehina sy oeufs durs.

Mazotoa homana!
© Rova Andriantsoa