Ito indray ary misy sopapan-daoka e! Saucisses fumées au pak choi et aux échalottes (tongolo madinika tsy voatetika).
Isan’ny olona: 4
Fotoana ikarakarana azy: 5 mn
Fotoana iketrehana azy : 20 mn
Akora ilaina
- pak choi,
- saucisse fumées,
- échalottes,
- huile,
- sel,
- oignon.
Fikarakarana Saucisses fumées au pak choi et aux échalottes
- Afanaina ny menaka kely, arotsaka ny anana voatetika vaventy, asiana sel, arotsaka koa ny echalottes.
- Rehefa masamasaka ny anana nefa tsy malemy, toy izay koa ny tongolo, arotsaka ny ail sy saucisse fumee, avela hiketrika 5mn.
- Tsy saromana ny vilany ary atao mahery hatrany ny afo.
Mazotoa homana!
© Rova Andriantsoa