Soupe à la saucisse fumée (à défaut de Tsa-tsiou)

soupe à la saucisse fuméeSoupe à la saucisse fumée (à défaut de Tsa-tsiou).

Isan’ny olona: 4

Fotoana hikarakarana azy: 15 mn

Fotoana hiketrehana azy: 25 mn

Akora ilaina

  • Paty gasy
  • Gingembre
  • Omelette
  • Saucisse fumée

 

Fomba fikarakarana soupe à la saucisse fumée

  1. Andrahoina ny paty gasy ka atokana avy eo.
  2. Ampangotrahana ny rano sy ny sel ary gingembre. Arotsaka ny saucisse fumée voatetika lavalava (singany 2 eto) sy ny omelette. Avela hitanika 10mn avy eo.

 

Mazotoa homana!

© Rova Andriantsoa