Tsaramaso lena sy saucisse fumée ny laoka anio.
Isan’ny olona: 4
Fotoana hiketrehana azy: 25 mn
Fotoana hikarakarana azy: 15 mn
Akora Ilaina
- Tsaramaso lena,
- Tomate, oignon, sel, huile;
- saucisse fumée
Fomba fikarakarana tsaramaso lena sy saucisse fumée
- Andrahoina halemy ny tsaramaso lena.
- Rehefa malemy avy dia arotsaka ny tomate sy oignon sy sel sy huile. Avela ho potika ny tomate.
- Rehefa manomboka marihitra dia arotsaka ny saucisse fumée. Avela hitanika 10mn mandra-paha ritra.
Mazotoa homana!

Nanolotra: Rova Andriantsoa.
Ireto koa mbola misy recette laoka malagasy miaraka amin’ny saucisse fumée:
- Riz garnie à la saucisse fumée;
- Chou fleur à la saucisse fumée;
- Cressons et saucisse fumée;
- Pak choi et saucisse fumée.