Ravina poireau ambin’ny nanaovana entrée tamin’ny atoandro no nanaovana vary amin’anana sy kitoza izao hariva izao.
Isan’ny olona: 4 personnes
Fotoana ikarakarana azy: 10 mn
Fotoana iketrehana azy : 10 mn
Akora ilaina
- tomates, oignon,
- riz,
- sel, eau,
- poireau,
- viande de boeuf boucanée,
- Crevettes,
- ail, gingembre, poivre

Fomba fikarakarana vary amin’anana sy kitoza
- Manao sauce tomate sy oignon kelikely. Arotsaka ny patsa fotsy sy vary sy sel sy rano dia avela hiketrika.
- Rehefa masamasaka ny vary dia arotsaka ny poireau ary avela ho masaka ny vary.
- Kitoza: nofo-kena nolomana ail sy gingembre ary sel sy poivre.
Mazotoa!
© Rova Andriantsoa.
