Rehefa avy nanandrana ny pizza à la saucisse fumée et aux poivrons dia indro indray atolotra anareo ny pizza bolognaise à la poêle .
Isan’ny: 8 pizzas
Fotoana hiketrehana azy: 15 mn
Fotoana hikarakarana azy: 1h et 10mn
Akora Ilaina
- 750g de farine,
- 1 sachet de levure boulangère Saf Instant,
- 7 càs d’huile,
- 1 càc de sel,
- 1 càs de sucre,
- 50 cl d’eau chaude,
- 8 tomates,
- 4 oignons,
- 250g de viande hachée,
- thym, poivre,
- fromage.

Fomba fikarakarana Pizza bolognaise à la poêle
- Afangaro ny 750g de farine sy 1sachet de levure boulangère Saf Instant sy 3 càs d’huile sy 1 càc de sel sy 1 càs de sucre ary 50 cl d’eau chaude. Kosehina 10mn ary fonosina lamba mafana ao anatin’ny adiny 1h mba hitombo.
- Garniture: raper-na ny 8 tomates sy 4 oignons. Avy eo andrahoina ka rehefa ritra dia arotsaka ny 4 càs d’huile sy 250g de viande hachée (totokena) sy thym sy sel sy sucre ary poivre.
- Zaraina ho 8 boules ny pâte ary fisahina tsirairay.
- Osorana huile ny lapoaly dia apetraka ny pàte. Avadika rehefa dorée kely ary apetraka ny garniture sy fromage rapé. Saromana ny rehetra dia vita.
Fanamarihana
- Ampiarahana amin’ny lasary concombre kely.
- Mba ahazoana ilay dorée dia afo malefaka 2 mn no atao sur chaque face dia vita.

Mazotoa homana!
Nanolotra: Rova Andriantsoa.