La Cuisine Malgache

Suggestion de plat malgache:

 

cuisine malgache: exemple de plat malagasy
Cuisine malgache: exemple de plat malagasy

Voici une suggestion de votre plat quotidien malgache pendant au moins 4 mois. Cliquez sur le lien associé pour voir la recette complète:

Plats de résistance:

Semaine 1 :
Lundi : Karaoty sy sosisy
Mardi : Hen’omby sy karaoty
Mercredi : Ovy sy patsa be atao ro
Jeudi : Hen’omby sy anatsonga
Vendredi : Tsaramaso atao saosy
Samedi : Saosisy sy anandrano
Dimanche : Henakisoa sy amalona saosy

Semaine 2 :
Lundi : Anana sy menaka
Mardi : Hen’omby sy légumes (afaka tsy asiana hena)
Mercredi : Ravitoto sy hena kisoa
Jeudi : Ravim-bomanga sy patsa be
Vendredi : Totokena sy haricot vert
Samedi : Lentille sy sosisy
Dimanche : Anandrano sy totokena

Semaine 3 :
Lundi : Hen’omby sy anamamy sy angivy
Mardi : Akoho sy légumes
Mercredi : Hena-kisoa sy tsaramaso lena
Jeudi : Lasopy légume sy hen’omby (afaka tsy asiana hena)
Vendredi : Anana sy totom-boanjo
Samedi : Voanjobory sy henakisoa
Dimanche : Trondrogasy saosy sy ron’anamamy

Semaine 4 : 
Lundi : Laisoa sy hen’omby
Mardi : Haricot vert sy totonkena
Mercredi : Langue sy petit pois
Jeudi : Ovy sy hen’omby miaraka aminy patsa mena
Vendredi : Voatavo saosy sy hen’omby (afaka tsy asiana hena)
Samedi : Ati-kena endasina rony ravim-bomanga
Dimanche : Courgette sy toto-kena

Semaine 5 :
Lundi : Pirina endasina sy ro matsatso
Mardi : Crabe sauce
Mercredi : Hen’omby sy ovy ary anamalaho (afaka tsy asiana hena)
Jeudi : Henakisoa sy haricot vert (afaka tsy asiana hena)
Vendredi : Trondro endasina dia asiana rony anana kely
Samedi : Legume atao rony tsy asiana hena: ovy-carotte-tsaramaso kely sy poirreau sy voatavo
Dimanche : Hen’omby sy anandrano asiana

Semaine 6 :
Lundi : Tsaramaso sy sosisy
Mardi : Hen’omby sy anatsonga ro
Mercredi : Catless sy ro
Jeudi : Nofon’akoho pané sy frites
Vendredi : Courgette sy totokena
Samedi : Hen’omby sy ananambo ro
Dimanche : Atidohan-kena saosy

Semaine 7 :
Lundi : Tongo-kisoa sy tsaramaso lena
Mardi : Anan-drano sy hen’omby
Mercredi : Lamori atao sosy Ovy
Jeudi : Vavonin-kena atao rony amn’ny sakamalao
Vendredi : Tsiasisa atao sosy Jumbo Chile
Samedi : Lelan’omby atao sosy
Dimanche : Atody atao sosy miaraka Haricot vert

Semaine 8 :
Lundi : Poulet frite
Mardi : Trondro tilapia frite sy ron’angivy
Mercredi : Catless totokena sy ovy, ron’anamamy
Jeudi : Steack filet frite sy ranovola
Vendredi : Henakisoa sy haricot vert na petit pois
Samedi : Akoho gasy sauce
Dimanche : Kitoza henakisoa, lasary voatabia, ranovola

Semaine 9 :
Lundi : Trondro gasy sauce sy crabe sauce, ron’anamalaho
Mardi : Ron’anamamy sy angivy ary henomby
Mercredi : Pirina
Jeudi : Ron’anatsonga sy tratrakena atao ketsaketsa
Vendredi : Atody
Samedi : Rompatsa sy ravimbomanga ary ovy
Dimanche : Kitoza

Semaine 10 :
Lundi : Rona legumes mifangaro
Mardi : Sardine
Mercredi : Ro matsatso sy sira
Jeudi : Vary sosoa sy sosisy
Vendredi : Ronakoho sy sakamalaho
Samedi : Masikita sy mangahazo
Dimanche : Varanga sy roanamalaho

Semaine 11 : 
Lundi : Ovy frity
Mardi : Totokena sy atody sy tongolo maintso atao bain marie
Mercredi : Atikena saosy sy rony
Jeudi : Salade sy atody
Vendredi : Anandrano sy totokenakisoa
Samedi : Anandrano sy hen’omby atao ro
Dimanche : Lasopy jarret sy ny forongony

Semaine 12 :
Lundi : Tsaramaso sy sosisy sy carry
Mardi : Henakisoa sy haricot vert
Mercredi : Akoho frite
Jeudi : Henomby sy anandrano
Vendredi : Henakisoa sy tsaramaso maina (afaka tsy asiana hena)
Samedi : Ananambo sy crevette
Dimanche : Khimo

Semaine 13 :
Lundi : Sorony atao ritra sy carotte sautena
Mardi : Trondro sauce
Mercredi : Akoho rony
Jeudi : Hen’omby sy ravimbomanga sy ovy (afaka tsy asiana hena)
Vendredi : Sorony endasina sy rony
Samedi : Hena kisoa sy tsaramaso lena
Dimanche : Courgette sy toto-kena

Semaine 14 :
Lundi : Trondro (zay anaovana azy na frite,sauce,…)
Mardi : Hena kisoa sy ravimboatavo
Mercredi : Fon-kena omby natao sôsy manao ro mazava
Jeudi : Trondro gasy asiana sôsety lafika
Vendredi : Ravitoto sy hen’omby asiana coco
Samedi : Tripe atao sôsy
Dimanche : Pomme frite sy filet (afaka tsy asiana hena)

Semaine 15 :
Lundi : Hen’omby ritra
Mardi : Crevette atao sôsy
Mercredi : Trondro atao sauce
Jeudi : Akoho sy légumes sautés
Vendredi : Ro mazava anana sy hen’omby sy angivy, atao kelikely ranony fa tsy milomano be
Samedi : Min sao
Dimanche : Trondro en papillote

Semaine 16 :
Lundi : Akoho rony
Mardi : Henomby sy sosety ketsaketsa
Mercredi : Tripe sauce sy lasary carotte
Jeudi : Henomby sy voanjobory (afaka tsy asiana hena)
Vendredi : Henakisoa sy poireaux
Samedi : Akoho rony
Dimanche : Boulette (ovy sy totokena passena amin’ny farine, atody ary chapelure)

Semaine 17 :
Lundi : Salade de maïs sy pizza au fromage
Mardi : Tsaramaso sy tomate sy oignon (atao rony)
Mercredi : Aubergine sy totokena (farcie)
Jeudi : Ovy puré sy poivron sauce
Vendredi : Fony sy anamalaho sy angivy sy ovy kely
Samedi : Sosety sy totomboanjo
Dimanche : Anamadinika sy henakisoa

Bon appétit !

Henakisoa sy ravitoto
Henakisoa sy ravitoto