Sakafo misy atody 5 afaka atao laoka – Tsy misy hena
Karazana sakafo malagasy tsotra 5 misy atody, tsy misy hena; afaka atao laoka. Saosety sy atody Maivamaivana sy tsotsotra indray nefa azo atao laoka tsara. Isan’ny olona: 4 Fotoana ikarakarana azy: 10 mn Fotoana iketrehana azy : 30 mn Akora ilaina Saosety , menaka, sira tongolo, ail, poivre, Atody. Fikarakarana Zaraina 2 amin’ny halavany ny … Lire la suite